Teny iditra manapotsitra (potsitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandoaka
Mamaky
Mampiharihary, mamaky am-batolampy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manapotsitra
Ny lasa : nanapotsitra
Ny hoavy : hanapotsitra
Filaza mandidy : manapotsira
Tovy hevitra mamotsitra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05