Teny iditra manapy (py)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manakimpikimpy maso; manao baiko amin' ny maso [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manapy
nanapy
hanapy
manapiza

Teny iditra manapy
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Sihanaka] manahy (atapaso) [Rakotosaona 1972]
  [Tanala] manahy amin'ny taninandro, manely [Rakotosaona 1972]

2010/05/05