Teny iditra manaraby (haraby)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Maneso; mamazivazy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to jeer at, to ridicule. [Richardson 1885]
 to jeer at, to ridicule [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay railler; ridiculiser [Hallanger 1974]
Endriteny 
manaraby
nanaraby
hanaraby
manarabia
Ohatra Izay rehetra mahita ahy, manaraby ahy avokoa [Baiboly: 23:022:007/Salamo 22:7..]

2013/10/10