Teny iditra manara-drindrina
Singan-teny manaraka ; rindrina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ny zaza vao miana-mandeha ka mitehina amin'ny rindrina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Petit enfant qui marche en s'appuyant sur les cloisons [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/26