Teny iditra manaraka (araka)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Manjohy: Mitomany hanaraka an-dreniny [...]
¶ Manao araka ny..,, mitandrina, manatante [...]
¶ Mandeha amin' ny lavan' ny, sisin' ny, m [...]
¶ Tsy manohitra fa manao araka ny...: M [...]
¶ Momba ny..., miandany amin' ny,..: Ma [...]
¶ Avy aoriana, mandimby: Manarako ny lo [...]
¶ Vokatry ny: Manaraka ny heloka ny saz [...]
¶ Manao tahaka, maka tahaka: Tsarovy fa [...]
¶ Miady mba hahazo, mitaky amin' ny alalan [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to follow, to pursue; to obey, to agree to, to prosecute. [Richardson 1885]
   to follow; to obey; to prosecute [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   suivre; obéir; poursuivre [Hallanger 1974]
Ohatra  
1Miolakolaka manaraka ny fefiloha natao ho azy kosa Ikopa. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 5]
2Ny alahady manaraka io anefa, vao mainka nihakaondrana indray aho, raha ny kaondrana no resahina. [Andraina: I Vola, takila 7]
Ny bikany  
manaraka
nanaraka
hanaraka
manaraha
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra manaraka
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   mitaratra tantely [Sihanaka] [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2013/03/21