Teny iditra | manaraka ambokony | |
Singan-teny | manaraka ; ambokony | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Manàiky be tsy manohitra fa mandeha amin' izao tsy am-piheverana; manàraka an-jamba fotsiny ary tsy mandinika [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |