Teny iditra manarama (karama)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Jereo manakarama [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to employ for wages [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay engager un salarié; employer [Hallanger 1974]
Endriteny 
manarama
nanarama
hanarama
manaramà
Teny mitovy hevitra manakarama
Ohatra Ny olona manam-bola, manarama mpihady voanjo. [Andraina: Mitaraina, takila 20]

Teny iditra manaramà (karama)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manarama [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]
Teny mitovy hevitra manakaramà

2013/03/21