Teny iditra manarana (arana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tanala] mampiliba, mampanao ny danin'ny kibo: K'aza aranana amin'ny ôlane ñy jaja (aza arahina amin'ny hadalany ny ankizy) [Rakotosaona 1972]
 Manao izay tiana, manao fiainana tsy fehezin' ny hafa fa ny sitrapony ihany: Manarana erỳ amin' ny zava-pisotro Rakoto
¶ Mamela ny hafa hanao ny sitrapony;malemy na mora loatra; rainazy: Ny fanjakana tsy anaranako havana, hoy Andrianampoinimerina.
Mitovy hevitra: malemy loatra ~ mampihanta ~ moramorainy ~ rainazy ~ tsy mahavely vava am-boa [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to indulge another in anything, to gratify, to satiate, to tolerate faults or failings, to be remiss in correcting. [Richardson 1885]
 to indulge another in something [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay être indulgent et gâter quelqu'un [Hallanger 1974]
Endriteny 
manarana
nanarana
hanarana
manaràna
Mpanahaka  manaram-batana ~ manaram-po ~ manaran-daina ~ manarana aina ~ manaran-jaza

Teny iditra manaràna (arana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manarana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

Teny iditra mañarana
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] mandrotsirotsy [Rakotosaona 1972]

Teny iditra manarana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Anaram-borona [Rajemisa 1985]
 Halieus africanus [Randzavola: Baiboly]
Famaritana anglisy  [Provincial] a water-bird [Richardson 1885]
Voambolana 
Anarana siantifika Halieus africanus
Lahatsoratra 

Teny iditra manarana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy tsirin' ny rofia izay anaovana satroka [Rajemisa 1985]
Voambolana 

2017/06/29