Teny iditra manaranara (naranara)
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   [Taisaka] tsy salama [Rakotosaona 1972]
   [Tanosy] mangatsiaka [Rakotosaona 1972]
   [Rajemisa 1985]

Teny iditra mañarañara
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Tanosy] mandrotsirotsy zaza, manorisory [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2010/08/31