Teny iditra manarangarana (harangarana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mijery olona, nefa tsy te ho hita hoe mijery, ka amin' ny hirika na loaka kely ao ambadika no mitily: Tsy fanao ny manarangarana amin' ny hidim-baravarana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To peep at through a hole, or a small opening. [1.2]
 To peep through a hole; to spy on [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Jeter un coup d'oeil [1.8]
Ohatra 
1tsy ny volombodintrano manarangarana fa ny io aty rindrina manoloana? [1.296]
2Injeny efa maimbo rainkona ny faladiany, nefa ireo fokonolona samy tsy hita maso fa ireo maso an-jatony no indreny manarangarana anaty horompotsy. [2.895]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manarangarana
Ny lasa : nanarangarana
Ny hoavy : hanarangarana
Filaza mandidy : manarangaràna
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra manarangaràna (harangarana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manarangarana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20