Teny iditra manaran-jaza (arana, zaza)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy manaraka haitraitran' ny zaza [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to spoil a child by being too tolerant of its faults or failings. [Richardson 1885]
 to spoil a child [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay gâter un enfant [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31