Teny iditra manararao-paty (hararaotra, faty)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy manitatra izaitsizy noho ny fisiana faty [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to take advantage of someone in trouble [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay tirer profit de l'embarras des gens [Hallanger 1974]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31