Teny iditra manararaota (hararaotra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manararaotra [fitanisana]
Ohatra Manararaota ny hatanorana, rankizy, mba hiasana betsaka fa rehefa antitra tsy afaka intsony [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31