Teny iditra manararo (hararo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitana, manampontsampona, manao izay hahatratra aoriana: Aza manararo ny zanako amin' ny kilalao ialahy isany sao diso fidirana any am-pianarana izy
Milalao, manadala: Nanararo ny mpandalo tamin' ny hatsikany teo i Rainimbahy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To put an obstacle or difficulty in the way, to discourage, to dishearten. (prov. ?) [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manararo
Ny lasa : nanararo
Ny hoavy : hanararo
Filaza mandidy : manararoa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05