Teny iditra manarina (arina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mametraka amin' ny toetra mahitsy izay nandry na lavo: Iza no nanarina ilay zazalahy lavo tao? ~ Ny sakaizany no nanarina azy tamin' ilay fahavoazany tao dasa saika namoizany fo
¶ Mamerina amin' ny toetrany tsara teo aloha: Tsy mety kivy izy fa nanarina ny fanonany rava [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to set up, to raise, to erect, to elevate, to level. [Richardson 1885]
 to level; to set upright [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay niveler; dresser debout [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay redresser, corriger [SLP: Voambolana]
Ohatra Ny lahy mifonoka manarina ny torimaso tsy azony indroa alina no tazany manjavozavo. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 102]
Endriteny 
manarina
nanarina
hanarina
manarena
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 
Fifanahafana  manitsy

2012/05/04