Teny iditra manarona (sarona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manafina: Misy rahona manarona ny masoandro
¶ Mandrakotra: Manarona harona ~ Manarona ny hadisoan' ny sakaizany izy
¶ Manodidina: Nanarona ny fahavalo ny miaramilantsika
Mitovy hevitra: manakona ~ mandrakotra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to cover; to conceal [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay couvrir; cacher [Hallanger 1974]
Endriteny 
manarona
nanarona
hanarona
manaròna
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Kasikety fotsy no teny an-dohany ka manarona ilay lelakomby eo an-tampon-kandriny; [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 171]
2Haizina azo tsapana no manarona ny ranomasina sy izay ao aminy. [Andriamalala: Ranomasina, takila 12]

Teny iditra manaròna (sarona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manarona [fitanisana]

2013/03/21