Teny iditra manary dia
Singan-teny manary ; dia
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Manao izay tsy hifantohan' ny saina aman' eritreritra amin' ny zavatra iray; manao izay tsy hieritreretana zavatra iray manahirana na manorisory ny saina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To diverge from, to divert attention from. See ary dia [1.2]
 To distract someone's attention [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Distraire, détourner l'attention [1.8]
Mpanahaka  mañaridia

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16