Teny iditra manary faty (ary, faty)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   manipy faty ho verivery fotsiny fa tsy mandevina azy [Rajemisa 1985]

Teny iditra mañary faty (ary, faty)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   [Taisaka] mandevina [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2012/05/05