Teny iditra manary zaza (ary, zaza)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy milaza ary manoratra amin' ny bokim-panjakana na mampiseho eo anatrehan' ny fokonolona fa Ranona, izay zaza naterany dia ariany na avalany tsy ho zanaka intsony ka tsy mahazo mandova ny fananany [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to disown (a child) [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Fandikana frantsay déshériter un enfant [Hallanger 1974]
Teny mitovy hevitra manalan-jaza
Teny mifanohi-kevitra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31