Teny iditra manasabaka (sabaka (baka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampihataka ny tongotra roa [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to spread the legs apart; to open a stepladder, a compass, etc [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay écarter les jambes [Abinal 1888]
 écarter les jambes; ouvrir un compas, une échelle pliante, etc [Hallanger 1974]
Endriteny 
manasabaka
nanasabaka
hanasabaka
manasabakà

Teny iditra manasabakà (sabaka (baka))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manasabaka [fitanisana]

2012/05/05