Teny iditra | manasabodika (sabodika) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mampifangaro na mampifandiso ny teny na ny zavatra atao, manasaritaka, manodinkodina amin' ny teny na fanaovan-javatra mba hampifamadika amin' izay tena izy sy marina [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |