Teny iditra manasadika (sadika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao (zavatra) mihodidina ny valahana toy ny salaka [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manasadika
nanasadika
hanasadika
manasadikà

Teny iditra manasadikà (sadika)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manasadika [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/21