Teny iditra manasafelika (safelika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manolana, manao izay hihodidinan' ny zavatra iray fa tsy handehanany mahitsy mivantana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manasafelika
Ny lasa : nanasafelika
Ny hoavy : hanasafelika
Filaza mandidy : manasafeleha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05