Teny iditra manasafy (safy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manampy, mameno (lamba) amin' ny akanjo atao sosony [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manasafy
nanasafy
hanasafy
manasafia

2010/05/14