Teny iditra manasaha (asaha)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Sihanaka] manompa [Rakotosaona 1972]
 Manompa [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy imp and rel not used. To swear, to curse, to abuse. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay maudire, faire des imprécations [Abinal 1888]
Endriteny 
manasaha
nanasaha
hanasaha
Teny nalaina 

Teny iditra manasaha (sasaka)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manasaka [fitanisana]

2012/05/05