Teny iditra manasaka (sasaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mizara roa mitovy tsara: Tsy haiko ny manasaka ity voatavo ity
¶ Eo am-povoany tsara: Manasaka tsara ny tanàna ny tsena [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay partager en deux parties égales; être au milieu d'un objet, comme un point. Tsy mahay manasaka mananasy ity ilay adala ity: cet imbécile ne sait pas partager un ananas en deux parties égales. Manasaka tsara ny latabatra io fitsipika io: cette ligne est juste au milieu de la table [Abinal 1888]
Endriteny 
manasaka
nanasaka
hanasaka
manasaha

Teny iditra mañasaka (asaha)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] manompa [Rakotosaona 1972]

2010/05/05