Teny iditra manasalisaly (salisaly (saly))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mametraka zavatra (hena...) vetivety eo ambony afo mba hahazoana mihinana azy; manamaina hena na hazandrano amin' ny setroka [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manasalisaly
nanasalisaly
hanasalisaly
manasalisalia
Teny mitovy hevitra manasaly

2013/03/21