Teny iditra manasaly (saly)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy [ mañasaly ] [Tanala] manamaina hena, na hazandrano na akanjo, ets... amin'ny tanik'afo [Rakotosaona 1972]
 Mametraka zavatra (hena...) vetivety eo ambony afo mba hahazoana mihinana azy; manamaina hena na hazandrano amin' ny setroka [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay suspendre ou mettre près du feu pour faire rôtir, boucaner, sécher
¶ soulever son adversaire avec les cornes, se dit des taureaux [Abinal 1888]
Endriteny 
manasaly
nanasaly
hanasaly
manasalia
Teny mitovy hevitra manasalisaly

2013/03/21