Teny iditra manasamboady (samboady)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mametraka samboady eo ambony soroka [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manasamboady
nanasamboady
hanasamboady
manasamboadia

2010/05/14