Teny iditra manasamboritra (samboritra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manodidina lamba ny valahana mafy [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manasamboritra
nanasamboritra
hanasamboritra
manasamborita

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31