Teny iditra manasampina (sampina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manipy ny tendron' ny lamba iray ho eo ambony soroka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manasampina
Ny lasa : nanasampina
Ny hoavy : hanasampina
Filaza mandidy : manasampìna

Teny iditra manasampìna (sampina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manasampina [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20