Teny iditra manasara (sara)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy mandoa sarany [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay payer a court louage, payer quelque chose au maitre de la barque sur laquelle on passe une rivière, payer un empirique [Abinal 1888]
Endriteny 
manasara
nanasara
hanasara
manasarà

Teny iditra manasarà (sara)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manasara [fitanisana]

Teny iditra manasara (sasatra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manasatra [fitanisana]

2012/05/05