Teny iditra manasaraka (saraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamaritra ny fisarahana: Ity renirano ity no manasaraka ny Fivondronana anankiroa
¶ Mampihataka mba tsy hifamely intsony: Ny mpampianatra no nanasaraka ireo mpianatra roa lahy niady [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay décomposer, désaccoupler [SLP 1986]
Endriteny 
manasaraka
nanasaraka
hanasaraka
manasaraha

2012/05/05