Teny iditra manasarangotra (sarangotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manantona, manasingotra (ny tanana na ny tongotra) [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manasarangotra
nanasarangotra
hanasarangotra
manasarangota

2010/05/14