Teny iditra manasaritaka (saritaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manakorontana, mampisafotofoto [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to disarrange, to confuse [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay enchevêtrer, embrouiller [Hallanger 1974]
Endriteny 
manasaritaka
nanasaritaka
hanasaritaka
manasaritaha
Teny nalaina 

2012/05/05