Teny iditra manasatra (sasatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamizana: Manasatra ny saina ny fianarana tsy misy fiatoana
¶ Mahasosotra, manelingelina: Asaivo mangina ireo ankizy mitabataba ireo fa manasatra ahy [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay fatiguer, importuner: Aza manasa-tena foana (Ne vous fatiguez pas inutilement) ~ Manasatra ahy ireo mpitabataba ireo (Ces tapageurs m'importunent) [Abinal 1888]
 fatiguer, importuner. [Rajaonarimanana 1995]
Endriteny 
manasatra
nanasatra
hanasatra
manasara
Ohatra aza manasatra ny vahoaka rehetra hankany, fa vitsy ihany izy. [Baiboly: 6:007:003/Josoa 7:3..]
Teny nalaina 

2013/04/16