Teny iditra manasatroka (satroka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manome (zavatra) hatao satroka: Efa nanatroka satroboninahitra fito rantsana voaravaka vatosoa samihafa anao izy (ny ray aman-dreny) dia ianao no toy izao (Ramboaniaina) [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manasatroka
nanasatroka
hanasatroka
manasatroha
Teny mitovy hevitra manatroka

2010/05/05