Teny iditra manasaveravera (saveravera (veravera))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manasariraka (ny akanjo); tsy misampina tsara (ny lamba) [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manasaveravera
Ny lasa : nanasaveravera
Ny hoavy : hanasaveravera
Tovy hevitra manaveravera

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20