Teny iditra manasavoana (savoana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandefa hiakatra eny amin' ny habakabaka, manipy ambony: Manasavoana ny sarimpapango [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to throw high; to send up, as a kite [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay lancer en haut; lancer un cerf-volant [Hallanger 1974]
Endriteny 
manasavoana
nanasavoana
hanasavoana
manasavoàna

Teny iditra manasavoàna (savoana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manasavoana [fitanisana]

2012/05/05