Teny iditra manasavovona (savovona (vovona))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampifanongoa, manavosa: Nanasavovona ny fanaka rehetra taoan-tokotany izy aloha vao lasa nitady fiara hitatitra azy [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manasavovona
nanasavovona
hanasavovona
manasavovòna
Teny mitovy hevitra manavovona

Teny iditra manasavovòna (savovona (vovona))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manasavovona [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/23