Teny iditra manasazy (sazy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manome sazy (na vola izany na zavatra mampangirifiry ny vatana, na fitanana am-ponja) [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to impose a fine on, to punish [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay punir d'une amende, punir [Hallanger 1974]
Endriteny 
manasazy
nanasazy
hanasazy
manasazia

2012/05/05