Teny iditra manaselatra (selatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampandalo zavatra haingana dia haingana eo anoloan' olona
¶ Mampanjopiaka, mampamirapiratra [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manaselatra
nanaselatra
hanaselatra
manaselara

2013/03/21