Teny iditra manaselisely (selisely)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mampandalo na mametraka zavatra eo anoloan' olona mba hanelingelenana azy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manaselisely
Ny lasa : nanaselisely
Ny hoavy : hanaselisely
Filaza mandidy : manaselisele
Tovy hevitra manelisely ~ maneloselo

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20