Teny iditra manasidiondiona (sidiondiona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mampivezivezy (olona) atsỳ sy aỳ mba hibolidy amin'ny raharaha na handositra adidy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manasidiondiona
Ny lasa : nanasidiondiona
Ny hoavy : hanasidiondiona
Filaza mandidy : manasidiondiòna

Teny iditra manasidiondiòna (sidiondiona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manasidiondiona [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20