Teny iditra manasina (hasina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy manamasina dia fampiasa amin' ny fanehoam-panajanasy fankatoavanany Andriamanjaka amin' ny fanolorana fanomezana ho azy: avy manasina Andriana amin' ny volatsivaky izahay tompoko! [Ravelojaona 1937]
  [Bezanozano] manaja [Rakotosaona 1972]
 manolotra ny hasina ho fankatoavana ny maha-Andriamanjaka: Manamasina anao amin' itỳ vola tsy vaky itỳ izahay olom-pehezinao [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to present the hasina. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay faire le hasina, offrir le hasina [Abinal 1888]
Endriteny 
manasina
nanasina
hanasina
manana
Ohatra Fantatr' I Lidy tamin' ny fahitàny, indray alina iny, fa manasina sy milalao fanafody amin' ny fomba silamo, Ramanambeloma mivady. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 161]

Teny iditra manasina (hasina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manome hery, manamasina [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay donner une vertu, consacrer, bénir [Abinal 1888]
Endriteny 
manasina
nanasina
hanasina
manasìna

Teny iditra manasina (hasina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy manolona mba ho tonga kofehy: Manasina foly
¶ manakivilivily; mandrotsirotsy: Manasina zaza voky loatra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to rock a child as in voahasina [Richardson 1885]
Famaritana frantsay tordre, bercer [Abinal 1888]
Endriteny 
manasina
nanasina
hanasina
manana

Teny iditra manasìna (hasina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manasina [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2015/04/04