Teny iditra manasitrika (sitrika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandentika: Manasitrika ao anaty rano
¶ Manafina: Manasitri-bola
¶ Mandevina: Amin' ny telo no hanasitrika ny razana izahay [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manasitrika
nanasitrika
hanasitrika
manasitriha
Teny mitovy hevitra manitrika

2013/04/04