Teny iditra manasoa (soa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao soa: Manasoa ny mpiara-belona aminy Rangahy io
¶ Mitahy, manampy, manambina: Hanasoa anareo anie ny any ambony [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to beautify; to do good to; to benefit [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay embellir; faire du bien à; favoriser [Hallanger 1974]
Endriteny 
manasoa
nanasoa
hanasoa
manasoava
Teny nalaina 

2013/03/21