Teny iditra manasokera (sokera)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manodidina (tanàna, trano) avy eo amin' ny lafiny roa na mihoatra [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manasokera
nanasokera
hanasokera
manasokerà

Teny iditra manasokerà (sokera)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manasokera [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/21