Teny iditra manasoketraka (soketraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mampipetraka milamina sy miadana tsara, manatsivetraka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manasoketraka
Ny lasa : nanasoketraka
Ny hoavy : hanasoketraka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05