Teny iditra manasompirana (sompirana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mametraka zavatra misompirana tsy mahitsy tsara fa mivilana: Iza no nanasompirana itỳ latabatra itỳ toy izao [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manasompirana
nanasompirana
hanasompirana
manasompirna

Teny iditra manasompiràna (sompirana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manasompirana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/21